-
Genesisy 2:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Ary nanao vehivavy tamin’ilay taolan-tehezana nalainy tamin’ilay lehilahy i Jehovah Andriamanitra. Dia avy eo nentiny nankany amin’ilay lehilahy ilay vehivavy.+
-
-
1 Korintianina 11:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Tsy ny lehilahy mantsy no avy tamin’ny vehivavy, fa ny vehivavy no avy tamin’ny lehilahy.+
-