Romanina 13:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Aza avela hisy trosan’olona mihitsy any aminareo, afa-tsy ny fifankatiavanareo ihany.+ Izay tia ny namany mantsy dia manatanteraka ny lalàna.+
8 Aza avela hisy trosan’olona mihitsy any aminareo, afa-tsy ny fifankatiavanareo ihany.+ Izay tia ny namany mantsy dia manatanteraka ny lalàna.+