1 Timoty 5:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aoka hatao mendrika hahazo fanajana avo roa heny+ ny anti-panahy mahay mitondra,+ indrindra fa izay mikely aina amin’ny firesahana ny tenin’Andriamanitra sy amin’ny fampianarana.+ 2 Timoty 2:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Titosy 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Titosy 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
17 Aoka hatao mendrika hahazo fanajana avo roa heny+ ny anti-panahy mahay mitondra,+ indrindra fa izay mikely aina amin’ny firesahana ny tenin’Andriamanitra sy amin’ny fampianarana.+