-
1 Korintianina 9:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Tamin’ny malemy, dia lasa malemy aho, mba hahazoako ny malemy.+ Lasa zava-drehetra tamin’ny karazan’olona rehetra aho, mba hisy hovonjeko na amin’ny fomba ahoana na amin’ny fomba ahoana.
-