FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Korintianina 15:54
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 54 Rehefa lasa tsy mety lo anefa ity mety lo ity ary lasa tsy mety maty ity mety maty ity, dia ho tanteraka ny teny voasoratra hoe: “Ho foana tsy hisy mandrakizay ny fahafatesana.”+

  • Hebreo 2:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Satria nofo aman-dra ny “zaza”, dia lasa nofo aman-dra koa izy,+ mba ho ny fahafatesany no hanafoanany an’ilay manan-kery hahatonga fahafatesana,+ dia ny Devoly,+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara