Jaona 5:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Lazaiko marimarina aminareo fa hahazo fiainana mandrakizay izay mihaino ny teniko ka mino an’Ilay naniraka ahy.+ Ary tsy melohina izy satria hoatran’ny hoe efa maty nefa velona indray.+ 1 Jaona 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 —Efa naseho mantsy ny fiainana, ary efa hitanay ka torinay+ sy lazainay aminareo ny fiainana mandrakizay.+ Avy tamin’ny Ray ny fiainana mandrakizay, ary efa naseho anay.—
24 Lazaiko marimarina aminareo fa hahazo fiainana mandrakizay izay mihaino ny teniko ka mino an’Ilay naniraka ahy.+ Ary tsy melohina izy satria hoatran’ny hoe efa maty nefa velona indray.+
2 —Efa naseho mantsy ny fiainana, ary efa hitanay ka torinay+ sy lazainay aminareo ny fiainana mandrakizay.+ Avy tamin’ny Ray ny fiainana mandrakizay, ary efa naseho anay.—