15 Hoy anefa ny Tompo taminy: “Mandehana, fa fanaka nofidiko+ izany lehilahy izany, mba hitondra ny anarako any amin’ny hafa firenena+ sy ny mpanjaka+ ary ny zanak’Israely.
7 Ary ny hitory an’izany+ no nanendrena ahy ho mpitory sy apostoly,+—milaza ny marina aho, fa tsy mandainga—ho mpampianatra an’ireo hafa firenena+ momba ny finoana sy ny fahamarinana.