-
1 Timoty 4:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Raha manome an’izany torohevitra izany an’ireo rahalahy ianao, dia ho mpanompo tsaran’i Kristy Jesosy, izany hoe ho mpanompo mivelona amin’ny tenin’ny finoana sy ny tenin’ny fampianarana tsara izay efa arahinao akaiky.+
-