1 Timoty 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ho an’i Timoty,*+ tena zanako+ ao amin’ny finoana, Enga anie ilay Andriamanitra Ray sy Kristy Jesosy Tompontsika mba haneho hatsaram-panahy miavaka* sy famindram-po aminao, ary hanome anao fiadanana!
2 Ho an’i Timoty,*+ tena zanako+ ao amin’ny finoana, Enga anie ilay Andriamanitra Ray sy Kristy Jesosy Tompontsika mba haneho hatsaram-panahy miavaka* sy famindram-po aminao, ary hanome anao fiadanana!