2 Timoty 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Koa aza menatra mitory momba ny Tompontsika,+ na menatra noho ny amiko, izay voafonja noho ny aminy. Miareta kosa fahoriana+ noho ny vaovao tsara, ka miantehera amin’ny herin’Andriamanitra.+
8 Koa aza menatra mitory momba ny Tompontsika,+ na menatra noho ny amiko, izay voafonja noho ny aminy. Miareta kosa fahoriana+ noho ny vaovao tsara, ka miantehera amin’ny herin’Andriamanitra.+