1 Timoty 1:3, 4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Timoty 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Titosy 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Aza midikiditra amin’ny adihevitra adaladala anefa, na ny resaka tetirazana,* na ny fifamaliana, na ny ady momba ny Lalàna, fa sady tsy mahasoa izany no tsy misy dikany.+
9 Aza midikiditra amin’ny adihevitra adaladala anefa, na ny resaka tetirazana,* na ny fifamaliana, na ny ady momba ny Lalàna, fa sady tsy mahasoa izany no tsy misy dikany.+