Matio 24:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Timoty 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Milaza mazava tsara anefa ny fanahy masina fa hiala amin’ny finoana ny sasany any aoriana any, satria mihaino teny mamitaka avy amin’ny fanahy*+ sy mihaino fampianaran’ny demonia. 2 Petera 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Joda 17, 18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa ianareo kosa, ry malala, tadidio ny teny efa nolazain’ny apostolin’i Jesosy Kristy Tompontsika. 18 Nilaza taminareo foana mantsy izy ireo hoe: “Amin’ny andro* farany, dia hisy mpaneso hanatanteraka ny faniriany hanao ratsy.”+
4 Milaza mazava tsara anefa ny fanahy masina fa hiala amin’ny finoana ny sasany any aoriana any, satria mihaino teny mamitaka avy amin’ny fanahy*+ sy mihaino fampianaran’ny demonia.
17 Fa ianareo kosa, ry malala, tadidio ny teny efa nolazain’ny apostolin’i Jesosy Kristy Tompontsika. 18 Nilaza taminareo foana mantsy izy ireo hoe: “Amin’ny andro* farany, dia hisy mpaneso hanatanteraka ny faniriany hanao ratsy.”+