FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 14:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia niditra tao amin’ny synagogan’ny Jiosy tany Ikonioma izy roa lahy. Tena nahay nandaha-teny izy ireo, ka maro be no lasa mpino, na Jiosy na Grika.

  • Asan’ny Apostoly 14:5, 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary nila ady sy nitady hitora-bato azy roa lahy ny hafa firenena sy ny Jiosy ary ny mpitondra azy ireo.+ 6 Nampahafantarina azy roa lahy anefa izany, ka nandositra tany amin’ireo tanàna any Lykaonia izy ireo, izany hoe tany Lystra sy Derbe, ary ny faritra manodidina.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara