Jaona 5:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 “Mikaroka ao amin’ny Soratra Masina ianareo,+ satria mieritreritra hoe amin’ny alalan’izy io no hahazoanareo fiainana mandrakizay, ary izy io* mihitsy no manome porofo momba ahy.+
39 “Mikaroka ao amin’ny Soratra Masina ianareo,+ satria mieritreritra hoe amin’ny alalan’izy io no hahazoanareo fiainana mandrakizay, ary izy io* mihitsy no manome porofo momba ahy.+