-
1 Timoty 1:9, 10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Haintsika mantsy hoe tsy natao ho an’ny olo-marina ny lalàna, fa ho an’ny olona mpandika lalàna+ sy mpikomy, tsy matahotra an’Andriamanitra sy mpanota, mpivadika* sy mpanazimbazimba zava-masina, mpamono ray sy mpamono reny, mpamono olona, 10 mpijangajanga,* lehilahy miray amin’ny lehilahy,* mpaka olona an-keriny, mpandainga, mpivadika amin’ny fianianany,* ary ho an’izay manao zavatra hafa mifanohitra amin’ny fampianarana mahasoa.*+
-