-
Asan’ny Apostoly 21:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Efa hitan’izy ireo niaraka tamin’i Paoly tao an-tanàna mantsy i Trofimo+ Efesianina, ka noheveriny fa nampidirin’i Paoly tao amin’ny tempoly izy.
-