Ohabolana 15:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Galatianina 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ry rahalahy, raha misy olona manao zavatra tsy mety nefa tsy fantany akory, dia ianareo izay matotra* no tokony hiezaka hanitsy azy amim-pahalemem-panahy.+ Mitandrema tsara+ anefa sao halaim-panahy koa ianao.+ Efesianina 4:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Timoty 6:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa ianao kosa, ry lehilahin’Andriamanitra, andosiro izany zavatra izany. Miezaha foana kosa hanao ny marina,* hahafoy tena ho an’Andriamanitra, hanana finoana sy fitiavana ary fiaretana, ary halemy fanahy.+ 2 Timoty 2:24, 25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Petera 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
6 Ry rahalahy, raha misy olona manao zavatra tsy mety nefa tsy fantany akory, dia ianareo izay matotra* no tokony hiezaka hanitsy azy amim-pahalemem-panahy.+ Mitandrema tsara+ anefa sao halaim-panahy koa ianao.+
11 Fa ianao kosa, ry lehilahin’Andriamanitra, andosiro izany zavatra izany. Miezaha foana kosa hanao ny marina,* hahafoy tena ho an’Andriamanitra, hanana finoana sy fitiavana ary fiaretana, ary halemy fanahy.+