Romanina 5:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Heloka iray àry no nahatonga ny karazan’olona rehetra homelohina.+ Hoatr’izany koa fa ny fanamarinana nataon’ny olona iray no nahatonga ny karazan’olona rehetra+ hambara hoe olo-marina ka hahazo fiainana.+
18 Heloka iray àry no nahatonga ny karazan’olona rehetra homelohina.+ Hoatr’izany koa fa ny fanamarinana nataon’ny olona iray no nahatonga ny karazan’olona rehetra+ hambara hoe olo-marina ka hahazo fiainana.+