Asan’ny Apostoly 2:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Koa satria nasandratra ho eo ankavanan’Andriamanitra izy+ ary nahazo ny fanahy masina nampanantenain’ny Ray,+ dia izy no nampilatsaka an’izao hitanareo sy renareo izao.
33 Koa satria nasandratra ho eo ankavanan’Andriamanitra izy+ ary nahazo ny fanahy masina nampanantenain’ny Ray,+ dia izy no nampilatsaka an’izao hitanareo sy renareo izao.