-
1 Timoty 6:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Ary raha mpino ny tompon’izy ireo, dia aoka tsy hataony tsinontsinona, satria rahalahiny ihany izy. Vao mainka kosa aza izy ireo tokony ho vonona hanompo, satria mpiray finoana aminy sady rahalahy malalany ihany no mandray soa amin’ny fanompoana tsara ataony.
Aza mitsahatra mampianatra sy mandrisika ny hafa hanao an’izany.
-