FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Kolosianina 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Izany no nianaranareo tamin’i Epafra,+ mpiara-manompo malalantsika sady tsy mivadika ary mpanompon’i Kristy misolo tena anay.

  • Kolosianina 4:12, 13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Mampamangy, hono, ianareo, hoy i Epafra,+ ilay avy any aminareo, sady mpanompon’i Kristy Jesosy. Miezaka be foana izy mivavaka ho anareo, amin’izay ianareo ho matotra* foana sady hatoky tanteraka ny sitrapon’Andriamanitra rehetra. 13 Izaho no vavolombelona manamarina fa miezaka be mihitsy izy mba hahasoa anareo, sy mba hahasoa an’izay any Laodikia sy Hierapolia.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara