-
Kolosianina 4:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Mba ilazao koa i Arkipo+ hoe: “Ataovy tsara foana, hono, hoe ilay fanompoana nekenao noho ianao mpanara-dia ny Tompo, dia amin’izay ho vitanao tsara ilay izy.”
-