-
1 Korintianina 7:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Fa izay nantsoina ho ao amin’ny Tompo tamin’izy mpanompon’olona, dia efa nafahana sady an’ny Tompo.+ Toy izany koa fa izay nantsoina tamin’izy olona afaka, dia mpanompon’i Kristy.
-