29 Araka ny hevitrareo àry, tsy vao mainka ve ho mafy kokoa ny sazy mendrika an’izay manitsaka ny Zanak’Andriamanitra, sy mihevitra fa tsy dia misy dikany ny ran’ilay fifanekena+ nanamasinana azy, ary manao tsinontsinona+ ny fanahin’ilay Andriamanitra maneho hatsaram-panahy miavaka?