Hebreo 10:32, 33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Tadidio foana anefa ny andro taloha, tamin’ianareo niady mafy sy niaritra fijaliana, rehefa nomena hazavana.+ 33 Indraindray dia noharatsina sy nampahorina teny imasom-bahoaka* ianareo, ary indraindray niara-ory tamin’ireo* natao hoatr’izany.
32 Tadidio foana anefa ny andro taloha, tamin’ianareo niady mafy sy niaritra fijaliana, rehefa nomena hazavana.+ 33 Indraindray dia noharatsina sy nampahorina teny imasom-bahoaka* ianareo, ary indraindray niara-ory tamin’ireo* natao hoatr’izany.