Jaona 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Lasa nofo aman-dra àry ny Teny,+ ary nonina tetỳ aminay. Hitanay ny voninahiny, dia voninahitra tahaka ny an’ny zanaka lahitokan’ny+ ray. Tena nankasitrahan’Andriamanitra* izy ary nampianatra ny fahamarinana. Romanina 8:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Efa hatramin’ny voalohany izy no nahafantatra an’izay hofidiny. Dia notendreny mialoha hanahaka an’ilay Zanany+ izy ireo, amin’izay io Zanany io no lasa lahimatoa+ amin’ny rahalahy maro.+ Kolosianina 1:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
14 Lasa nofo aman-dra àry ny Teny,+ ary nonina tetỳ aminay. Hitanay ny voninahiny, dia voninahitra tahaka ny an’ny zanaka lahitokan’ny+ ray. Tena nankasitrahan’Andriamanitra* izy ary nampianatra ny fahamarinana.
29 Efa hatramin’ny voalohany izy no nahafantatra an’izay hofidiny. Dia notendreny mialoha hanahaka an’ilay Zanany+ izy ireo, amin’izay io Zanany io no lasa lahimatoa+ amin’ny rahalahy maro.+