Hebreo 7:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsy nanana ray sy reny izy, sady tsy nanana tetirazana.* Tsy nisy fiandohana ny androm-piainany sady tsy nisy fiafarana. Natao hoatran’ny Zanak’Andriamanitra kosa izy, ka ho mpisorona mandrakizay.+
3 Tsy nanana ray sy reny izy, sady tsy nanana tetirazana.* Tsy nisy fiandohana ny androm-piainany sady tsy nisy fiafarana. Natao hoatran’ny Zanak’Andriamanitra kosa izy, ka ho mpisorona mandrakizay.+