-
Levitikosy 9:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Nanatona teo amin’ny alitara avy hatrany i Arona, ka namono ny zanak’omby atao fanatitra noho ny ota, izay natolotra ho an’ny tenany.+
-
-
Levitikosy 9:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Dia natolony ny fanatitry ny vahoaka. Nalainy ny osy atao fanatitra noho ny ota, izay atolotra ho an’ny vahoaka, dia novonoiny ka nataony fanatitra noho ny ota, hoatran’ilay voalohany.
-