-
Eksodosy 40:22-24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Avy eo dia napetrany tao amin’ny tranolay fihaonana ny latabatra,+ izany hoe teo amin’ny lafiny avaratra amin’ny tranolay masina, teo anoloan’ny ridao. 23 Dia nataony nilahatra tsara teo ambonin’izy io, teo anatrehan’i Jehovah, ireo mofo,+ araka ny didy nomen’i Jehovah an’i Mosesy.
24 Ny fitoeran-jiro+ dia napetrany tao amin’ny tranolay fihaonana, tandrifin’ny latabatra, teo amin’ny lafiny atsimo amin’ilay tranolay masina.
-