-
Salamo 73:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Izaho kosa saika nivily lalana;
Saika nibolisatra ny tongotro.+
-
-
2 Petera 3:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Koa satria fantatrareo mialoha izany, ry malala, dia mitandrema sao ho voataona hiaraka amin’ireny ianareo noho ny hevi-dison’ireo mpandika lalàna, ka ho lavo ianareo fa tsy hiorina tsara intsony.+
-