Marka 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Rehefa voasambotra i Jaona, dia nankany Galilia i Jesosy+ mba hitory ny vaovao tsaran’Andriamanitra.+
14 Rehefa voasambotra i Jaona, dia nankany Galilia i Jesosy+ mba hitory ny vaovao tsaran’Andriamanitra.+