2 Petera 2:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Raha efa niala tamin’ny fahalotoan’izao tontolo izao izy ireny,+ satria nahalala tsara an’i Jesosy Kristy Tompo sy Mpamonjy, kanefa tafiditra amin’izany indray ka resy, dia ratsy noho ny tamin’ny voalohany ny iafaran’izy ireny.+
20 Raha efa niala tamin’ny fahalotoan’izao tontolo izao izy ireny,+ satria nahalala tsara an’i Jesosy Kristy Tompo sy Mpamonjy, kanefa tafiditra amin’izany indray ka resy, dia ratsy noho ny tamin’ny voalohany ny iafaran’izy ireny.+