-
Genesisy 5:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Rehefa avy niteraka an’i Metosela i Enoka, dia mbola niara-nandeha tamin’ilay tena Andriamanitra* foana, nandritra ny 300 taona. Niteraka zazalahy sy zazavavy hafa koa izy.
-