Genesisy 6:8, 9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 I Noa anefa nankasitrahan’i Jehovah. 9 Ary izao no tantaran’i Noa: Olo-marina i Noa.+ Tsy nisy tsiny izy, tsy mba hoatran’ny mpiara-belona taminy.* Niara-nandeha tamin’Andriamanitra izy.+
8 I Noa anefa nankasitrahan’i Jehovah. 9 Ary izao no tantaran’i Noa: Olo-marina i Noa.+ Tsy nisy tsiny izy, tsy mba hoatran’ny mpiara-belona taminy.* Niara-nandeha tamin’Andriamanitra izy.+