Genesisy 17:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Genesisy 26:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary aoka ianao hivahiny eto amin’ity tany ity,+ dia hanampy anao foana aho sady hitahy anao. Ianao sy ny taranakao mantsy no homeko an’ireo tany rehetra ireo.+ Dia hotanterahiko ilay fianianana nataoko tamin’i Abrahama rainao hoe:+ Genesisy 28:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
3 Ary aoka ianao hivahiny eto amin’ity tany ity,+ dia hanampy anao foana aho sady hitahy anao. Ianao sy ny taranakao mantsy no homeko an’ireo tany rehetra ireo.+ Dia hotanterahiko ilay fianianana nataoko tamin’i Abrahama rainao hoe:+