Hebreo 11:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa toerana tsara kokoa no iriny ho azo, dia ilay any an-danitra. Tsy mahamenatra an’Andriamanitra àry ny hantsoina hoe Andriamaniny,+ satria izy efa nanomana tanàna ho azy ireo.+
16 Fa toerana tsara kokoa no iriny ho azo, dia ilay any an-danitra. Tsy mahamenatra an’Andriamanitra àry ny hantsoina hoe Andriamaniny,+ satria izy efa nanomana tanàna ho azy ireo.+