Romanina 4:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary na dia tsy nihanalemy aza ny finoany, dia fantany fa toy ny efa maty ny vatany,—efa 100 taona teo ho eo mantsy i Abrahama+—ary efa maty* koa ny kibon’i Saraha.+
19 Ary na dia tsy nihanalemy aza ny finoany, dia fantany fa toy ny efa maty ny vatany,—efa 100 taona teo ho eo mantsy i Abrahama+—ary efa maty* koa ny kibon’i Saraha.+