Genesisy 47:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia hoy i Jakoba tamin’i Farao: “Efa 130 taona aho izao, ary nifindrafindra monina* teny foana aho. Nangidy ny fiainako, sady fohy+ raha oharina amin’ny andron’ny razambeko tamin’izy ireo nifindrafindra monina.”*+
9 Dia hoy i Jakoba tamin’i Farao: “Efa 130 taona aho izao, ary nifindrafindra monina* teny foana aho. Nangidy ny fiainako, sady fohy+ raha oharina amin’ny andron’ny razambeko tamin’izy ireo nifindrafindra monina.”*+