-
Genesisy 22:9, 10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Farany dia tonga teo amin’ilay toerana natoron’Andriamanitra an’i Abrahama izy mianaka. Dia nanorina alitara teo i Abrahama ka nandahatra ny kitay teo ambonin’ilay izy. Avy eo dia nofatorany ny tongotra aman-tanan’i Isaka zanany. Dia nataony teo ambonin’ilay alitara izy, teo ambonin’ny kitay.+ 10 Ary nalain’i Abrahama ilay antsibe,* ka handeha hovonoiny ilay zanany.+
-