Genesisy 21:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia hoy Andriamanitra tamin’i Abrahama: “Aza atao mahasosotra anao ny tenin’i Saraha taminao momba an’ilay zanakao sy ny mpanompovavinao. Henoy izy,* satria ho avy amin’i Isaka ilay hantsoina hoe taranakao.+
12 Dia hoy Andriamanitra tamin’i Abrahama: “Aza atao mahasosotra anao ny tenin’i Saraha taminao momba an’ilay zanakao sy ny mpanompovavinao. Henoy izy,* satria ho avy amin’i Isaka ilay hantsoina hoe taranakao.+