Eksodosy 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Rehefa lasa olon-dehibe* i Mosesy, dia nivoaka ho any amin’ireo rahalahiny mba hijery ny asa mafy nasaina nataon’izy ireo.+ Dia nahita Ejipsianina nikapoka Hebreo anankiray anisan’ny rahalahiny izy.
11 Rehefa lasa olon-dehibe* i Mosesy, dia nivoaka ho any amin’ireo rahalahiny mba hijery ny asa mafy nasaina nataon’izy ireo.+ Dia nahita Ejipsianina nikapoka Hebreo anankiray anisan’ny rahalahiny izy.