FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 3:23-25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Fa izy telo lahy kosa, izany hoe i Sadraka sy Mesaka ary Abednego, dia nilatsaka tao anatin’ilay lafaoro misy afo mivaivay, sady mbola nifatotra.

      24 Dia raiki-tahotra i Nebokadnezara Mpanjaka ka nitsangana haingana. Ary hoy izy tamin’ny manam-pahefana ambony: “Angaha moa tsy telo lahy no nafatotsika sy natsipintsika tao anaty afo?” Dia hoy ireo tamin’ny mpanjaka: “Marina izany, ry mpanjaka ô!” 25 Ary hoy izy: “Jereo anefa fa efa-dahy no hitako mandehandeha ao anaty afo! Tsy mifatotra ry zareo sady tsy misy maninona. Ary hoatran’ny zanak’ireo andriamanitra ilay fahefatra.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara