-
1 Mpanjaka 18:46Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
46 Fa ny tanan’i Jehovah kosa nanome hery an’i Elia. Ary nisikinany* ny akanjony, dia nihazakazaka teo alohan’i Ahaba izy mandra-pahatongany tany Jezirela.
-