Mpitsara 4:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Dia nenjehin’i Baraka hatrany Harosetan’ireo firenena* ireo kalesy fitondra miady sy ny miaramila. Matin’ny sabatra daholo ny miaramilan’i Sisera, ka tsy nisy niangana na iray aza.+
16 Dia nenjehin’i Baraka hatrany Harosetan’ireo firenena* ireo kalesy fitondra miady sy ny miaramila. Matin’ny sabatra daholo ny miaramilan’i Sisera, ka tsy nisy niangana na iray aza.+