-
Eksodosy 19:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Asio fetra tsy azon’ny vahoaka ihoarana manodidina ny tendrombohitra, ka teneno izy ireo hoe: ‘Tandremo sao miakatra any an-tendrombohitra na mikasika ny sisiny, fa tena hovonoina ho faty izay mikasika ny tendrombohitra.
-