-
2 Korintianina 1:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Fa izao no reharehanay: Madio ny feon’ny fieritreretanay milaza hoe masina sady feno fahatsorana avy amin’Andriamanitra ny fitondran-tenanay teo amin’izao tontolo izao, indrindra fa teo aminareo. Tsy niantehitra tamin’ny fahendren’izao tontolo izao*+ izahay, fa tamin’ny hatsaram-panahy miavaka nasehon’Andriamanitra.
-