Hebreo 8:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Izao no hevi-dehibe amin’izany zavatra resahinay izany: Mpisoronabe hoatr’izany no ananantsika,+ ary mipetraka eo ankavanan’ilay Andriamanitra Lehibe any an-danitra+ izy.
8 Izao no hevi-dehibe amin’izany zavatra resahinay izany: Mpisoronabe hoatr’izany no ananantsika,+ ary mipetraka eo ankavanan’ilay Andriamanitra Lehibe any an-danitra+ izy.