1 Tesalonianina 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Amin’izay dia hataony matanjaka sy masina ary tsy misy tsiny eo anatrehan’ilay Andriamanitra+ Raintsika ny fonareo, rehefa manatrika i Jesosy Tompontsika,+ miaraka amin’ny olony masina rehetra.
13 Amin’izay dia hataony matanjaka sy masina ary tsy misy tsiny eo anatrehan’ilay Andriamanitra+ Raintsika ny fonareo, rehefa manatrika i Jesosy Tompontsika,+ miaraka amin’ny olony masina rehetra.