-
Joba 1:20, 21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Dia nitsangana i Joba ka norovitiny ny akanjony, ary notapahiny ny volony. Niankohoka tamin’ny tany izy avy eo, 21 sady niteny hoe:
“Nitanjaka no nivoahako avy tao an-kibon-dreniko,
Ary mitanjaka no hiverenako any.+
I Jehovah no nanome,+ ary i Jehovah no naka.
Hoderaina foana anie ny anaran’i Jehovah!”
-