FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 12:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Dia niantso an’i Jehovah i Samoela, ka nampisy kotroka sy orana i Jehovah tamin’iny andro iny. Koa natahotra be an’i Jehovah sy Samoela ny vahoaka manontolo.

  • 1 Mpanjaka 13:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary hoy ny mpanjaka tamin’ilay lehilahin’Andriamanitra: “Mba iangavio re i* Jehovah Andriamanitrao, azafady e, ka mivavaha ho ahy mba ho lasa hoatran’ny teo aloha ny tanako!”+ Dia niangavy an’i Jehovah ilay lehilahin’Andriamanitra, ka lasa hoatran’ny teo aloha indray ny tanan’ny mpanjaka.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara